Pablo Pineda – ilay Eoropeana voalohany voan'ny 'Down syndrome' nahazo diplaoma tamin'ny oniversite
Raha teraka miaraka amin'ny Syndrome Down ny manam-pahaizana iray, izany ve no mahatonga ny fahaiza-manaony ho antonony? Miala tsiny raha manafintohina olona ity fanontaniana ity, tena tsy mikasa hanao izany izahay. Liana ihany izahay…