'Cheddar Man' 9,000 taona dia mizara ADN mitovy amin'ny mpampianatra tantara anglisy!
'Cheddar Man', taolam-paty tranainy indrindra any Grande-Bretagne, dia mainty hoditra; ary manana taranaka velona mbola mipetraka ao amin'io faritra io ihany izy, hoy ny fanadihadian'ny ADN.